07/07/2023
Anisan'ny zava-dehibe ao anatin'ny sehatry ny fanamafisam-peo ilay antsointsika hoe "connectiques et cablages" :
Ireto misy ohatra amin'ireo karazany :
- Fiche JACK (6,3 / 3,5)
- Fiche XLR
- Fiche INSERT
- Fiche RCA na CINCH
- Fiche SPEAKON
- Fiche DIN
- Fiche POWER CON
Etc...
Rehefa tsara ny (cablages sy ny connectiques) dia mampahazo aina tsara ireo fitoavana ampifandraisiny ka afaka maneho ny herijika natao ho avoakany avokoa ireo singa tsirairay (système de diffusion).
Torohevitra manokana: Ho an'ireo (enceintes) dia tsara raha mampiasa "cablages" lehibe (2,5 mm) mba tsy hijanona any anaty (cables) fotsiny ny hakabetsahan'ny tanjaka (puissance) izay alefan'ny (Amplificateur).
Ohatra : Raha mampiasa (cables 1,5 milimetatra) ianao amin'ny halavany 12 metatra mifandray amina ( Enceintes 4 Ohm) dia efa very eny ampandehanana anaty (cable) ny 25 ka hatramin'ny 30 % ny tanjaka(puissance)
Miala tsiny fa lavalava ary tena sarotra kay ilay mandika ireo teny ampiasaina anatin'ity sehatra ity Malagasy feno.