Tsara mifankatia ein🥰
Mbola teo amperin’asa izy no tonga ny 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 🥳 amle tsy ampoizina mihitsy😁
« Hatramin’ny maraina izy tsy mrahrah an’zany anniversaire zany… » hay kay nanomana zavatra mamikely ramose🥹❤️
Mamy anie izanyyy🥰
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 𝗙𝗘𝗧𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗣𝗘𝗥𝗘𝗦🩵🎁
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 𝗙𝗘𝗧𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗣𝗘𝗥𝗘𝗦🩵🎁
Ianao ilay Papa tsy manadino ary mitsinjo ny zanaka isan’andro
Ilay Papa be fitiavana ka rariny raha tolorana fitiavana ihany koa ho fankasitrahana🥹❤️
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 ho an'i Mama, nahatratra ny faha-70 taonany🎂 Jereo anie ny hafaliany e🥹🥰
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 ho an'i Mama, nahatratra ny faha-70 taonany🎂
Jereo anie ny hafaliany e🥹🥰
𝗝-𝟰 𝗙𝗘𝗧𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗣𝗘𝗥𝗘𝗦🎉
Mendrika anaovana an'izao koa anie ireo Dada ireo e
Vonjivonjeo ny toerana fa androany no farany😉
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 𝗛𝗢 𝗔𝗻´𝗶 𝗭𝗼𝗸𝘆🥰
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 ho fankasitrahana an’ilay Zoky be fitiavana ❤️
Iza koa ilay zoky tokony anaovana surprise mamikely ao? 🥰
𝗙𝗘𝗧𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗠𝗘𝗥𝗘𝗦💐❤️
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 mamikely nokarakarain’ireo zanany sy ny zafikeliny 🥹
Tinay ho tsapanao fa tena tinay ianao Mama❤️
Satria ianao no naha toy izao anay
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
𝗙𝗘𝗧𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗠𝗘𝗥𝗘𝗦💐❤️
𝗙𝗘𝗧𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗠𝗘𝗥𝗘𝗦💐❤️
Latsaka ny ranomason’ny Neny naheno fa mahatsiaro azy ireo zanany ka nanomana izao 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 kely izao🥹
Ka hoy izy hoe : « Rehefa hendry dia mifankatia d’efa faly ah »🥰
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
𝗙𝗘𝗧𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗠𝗘𝗥𝗘𝗦💐❤️
𝗙𝗘𝗧𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗠𝗘𝗥𝗘𝗦💐❤️
« 𝑸𝒖𝒆𝒍𝒍𝒆 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 » 😍
Ianao Mama, ilay nitondra 9 volana. Zanahary an-tany ianao🫶🏽
Tsy adino ihany koa i Mamabe ilay teo foana raha sendra tsy eo i Mama❤️
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
𝗙𝗘𝗧𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗠𝗘𝗥𝗘𝗦💐❤️
𝗙𝗘𝗧𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗠𝗘𝗥𝗘𝗦💐❤️
Ny reny hono no mizaka ny retraretra na dia fa antitra aza🥹
Rariny tokoa raha nanaovana izao 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 mamikely izao izy
Mirary soa hatrany ho an’ny Maman ho ela velona❤️
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
🥳𝗙𝗘𝗧𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗠𝗘𝗥𝗘𝗦🌹
🥳𝗙𝗘𝗧𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗠𝗘𝗥𝗘𝗦🌹
« Mama, na masiaka aza dia tinay foana… na maditra aza izahay dia tia anay foana koa ianao…
Mirary soa Mama » ❤️
Latsaka ny ranomason’ny mama naharay ny hafatra avy @ ireo zanaka 🥹
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
𝗠𝗔𝗠𝗔❤️
Mbola 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 ho an’i mama ihany😍
Satria « 𝑯𝒂𝒇𝒂 𝒊𝒉𝒂𝒏𝒚 𝒊 𝑴𝒂𝒎𝒂 »
Ho arahintsika tsy ho ela ny horonantsary tamin’ny fetin’ny reny🥰
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
« 𝑴𝒂𝒎𝒂𝒌𝒐 𝒛𝒆𝒈𝒏𝒚 𝒛𝒂𝒍𝒂𝒉 𝒎𝒂𝒎𝒂𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 »
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 mamikely ho an’i Mama❤️ Ilay niaritra ny mafy mba hatafita ny zanany.
Mama ilay tsy misy mahasolo ary tsy atakalo 🥰
Misaotra Mama🫶🏽
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮 𝘇𝗮𝗹𝗮𝗵 𝗺𝗶𝗳𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝗶𝗮 𝗲𝗶𝗻😍🥰
Tena tsy nampoiziny hono e🥺
Izay ilay hoe 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 🥳
Tsy manakana ny fanehom-pitiavana sy ny fifankatiavana ny distance 😍
Vao maika aza tokony hifankatia be e? 🥰
Antsoy izy dia asaivo manao otran’izao fa ataonay mamy be mihitsy anie e💝
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
Vokatrin’ny fo Dada🥺🥺aiko fa maminao lotra❤️🫶🏽...
Tolory 𝗙𝗜𝗧𝗜𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔 ireo nahitana masoandro 🌞
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
𝑳𝒆𝒕´𝒔 𝒄𝒓𝒆𝒂𝒕𝒆 𝒂 𝒕𝒓𝒂𝒏𝒔𝒑𝒂𝒓𝒆𝒏𝒕 𝒈𝒊𝒇𝒕 𝒃𝒐𝒙 🎀🩷 Mirary herinandro mahafinaritra antsika rehetra dia aza adino manao commande 𝗖𝗔𝗗𝗘𝗔𝗨𝗫 𝗙𝗘𝗧𝗜𝗡´𝗡𝗬 𝗥𝗘𝗡𝗬 ann🥰
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 𝗣𝗢𝗨𝗥 𝗨𝗡𝗘 𝗠𝗘𝗜𝗟𝗟𝗘𝗨𝗥𝗘 𝗔𝗠𝗜𝗘🩷🌸🎀
Aiza ihany ilay meilleure amie nareo fa matetitetika izy ity tato ato an😍😍
Taggeo kely aloha dia teneno hoe « oviana ihany ilay anjarako? » 😂
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
Ny valim-babena tsara indrindra avy amin’ny zanaka dia ny FAHENDRENA 🥰
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 ho an’i Papa sy Mama avy amin’ireo zanaka izay te hamerina indray ny fifankatiavana ❤️❤️ ! Tsy Mila vola bé ny FITIAVANA hoy i Mama fa tena mamy kely ihany Dia ampy hanehoana izany ❤️! Mamy Anie zany eeee 🥰🥰
Ianao koa, aza misalasala miantso anay amin’izay fanehom-pitiavana tinao atao na @ anniversaire, mariage, réconciliation sns…
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 𝗛𝗢 𝗔𝗡´𝗜 𝗣𝗔𝗣𝗔 𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗠𝗔❤️
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 harivariva teny amin’ny bord ho an’ireto Ray aman-dReny ireto avy amin’ilay zanaka any an-tany lavitra any🥹
« 𝒯𝒾𝒶𝓀ℴ 𝒫𝒶𝓅𝒶 𝒻𝒶 𝓉𝓈𝓎 𝓂𝒾𝓈𝓎 𝒶𝓃𝓀ℴ𝒶𝓉𝓇𝒶𝓃´𝓃𝓎 𝓂𝒶𝓂𝒶𝓀ℴ ...
ℳℯ𝓋𝒶 𝓃𝓎 𝓂𝒶𝓃𝒶𝑔𝓃𝒶 𝓇𝒶𝓎 𝓈𝓎 𝓇ℯ𝓃𝓎 » 🫶🏽
Tolory fitiavana ary ankasitraho ireo nahitana masoandro. ☀️🧑🧑🧒🧒
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 𝗛𝗢 𝗔𝗡´𝗜 𝗣𝗔𝗣𝗔🩵🤍
« Misaotra Papa, fa tena misy Ray tokoa izahay manana anao » 🫶🏽🩵
Ilay Dada teo foana ary be fitiavana na madiditra ary indraindray🥰
Ianao koa, tolory 𝗙𝗜𝗧𝗜𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔 sy ankasitraho ireo nahitana masoandro, ireo nitaiza sy nikolokolo fa afaka manampy anao izahay
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50
𝑰𝒛𝒂𝒐 𝒊𝒍𝒂𝒚 𝒉𝒐𝒆 𝑵𝑶𝑭𝑰𝑵𝑶𝑭𝒀 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒆𝒓𝒂𝒌𝒂🥹
Efa ela hono izy no mba naniry hanaovana 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 tahaka izao amin’ny anniversaire-ni🥰
Faly anie zany sady latsa-dranomaso tsy nanampoa hoe hisy an’izao any am-pianarana😍🥳
Ankasitrahana feno ny tompon’andraikitry ny Sekoly sy ny mpampianatra niara-niasa taminay tamin’ny fanantanterahana ity 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 mamy kely ho an’i Domoina ity🩷🩷🩷
Miaraka amin’ny ankizy moa dia somary maresaka eny ihany😁
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 ho an’ny ankohonany kely❤️
Mamy kely ireto fianakaviana ireto🥹❤️
𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 entina hilazana fotsiny hoe « 𝑻𝒊𝒂𝒌𝒐 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐 » 🫶🏽
Nahazo ny anjarany daholo na ny vady na ny zanaka
Andao hoe mba manao présent kely izay efa nahazo 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 rehetra ato? 🥰 na mbola tsy nahazo ary dia taggueo ilay olona tokony hanolotra iny😂
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50