24/10/2024
🌊 Tsy shooting ka... 📷
Sendra nandeha teny amin'ny plage teny aho dia nakanaka sary olona, rehefa vita ilay sary dia nanantona azy ireo aho nampiseo ary nilaza hoe : misy sarinareo aty amiko ary afaka alainareo ao amin'ny pejy ny sary (tsy aloha vola ary raha tsy mampaninona anareo ny hi publieko azy ireto) satria aho dia tena tia maka sary fa tsy vola foana! Sady miala sasatra aho androany no naka sary ary afaka nitafa sy nifampiresaka tamin'ny vacanciers maromaro eto Mahajanga! Mankasitraka anareo nanaiky nalaina sary dia bonne vacances o! 🙏
❤️