
05/05/2024
Nanomboka androany eto Toamasina ny stage ataon'ireo Tanora miomana hiasa amin`ny Bateau de Croisiere any Miami Florida USA. Miisa eo amin'ny 50 ireo rizareoreo ary tonga nanatrimaso akaiky izany izahay ato amin`ny . Mbola hitohy any Hotely lehibe iray eto izany fiofana izany manomboka rahampitso https://www.facebook.com/HoagTarget/posts/pfbid032cwemx3RKxR2vvxMW9EGnpmiGMz9s4eoiXTgtgcuUo7w92CJBG8vwc2RxNGRirRal