The Messeng'Art

  • Home
  • The Messeng'Art

The Messeng'Art Nous sommes photographes et vidéastes,

Garder vos meilleurs moments en souvenir (en photo ou en v

Réserver chez nous la date de votre mariage
09/12/2023

Réserver chez nous la date de votre mariage

Mbola mandray réservation izahay an!Efa mandray réservation 2024 ihany koacopyright 2023
07/12/2023

Mbola mandray réservation izahay an!
Efa mandray réservation 2024 ihany koa

copyright 2023

Tongasoa ny akamaFahaterena sy tsy fahaterena zany ty 🤣🤣🤣Vao maika lasa be loha 😁😁😁
23/09/2023

Tongasoa ny akama
Fahaterena sy tsy fahaterena zany ty 🤣🤣🤣

Vao maika lasa be loha 😁😁😁

Byebye fahaterena 😁😁Kelikely vatana fa be loha 🤣
22/09/2023

Byebye fahaterena 😁😁
Kelikely vatana fa be loha 🤣

Elaela tsy hita fa eo ihany izahay.🛵🛵📸😉🏞 Hasina Famonjena Volatiana Armel🛵🛵📸😉🏞
05/11/2022

Elaela tsy hita fa eo ihany izahay.

🛵🛵📸😉🏞 Hasina Famonjena Volatiana Armel🛵🛵📸😉🏞

17/10/2022
17/08/2021

Ho androm-pifaliana : Miora Andrianiaina

04/08/2021

🎥Making of kely e...
🐕‍tsy misy idiran ny alika moa izy ity fa izy io niandry tsy nanapaka teo amin'ilay lalana tamin ny tournage huhu😁😁

Tournage : ho androm-pifaliana
real : Tsiory
assistant lumière: Ando Charo
🤪🤣 "clipiste" : Miora Andrianiaina
assistant "clipiste" Stephan A

📸📸Lasa hoe nisy shoot tampoka moa ilay izy...😉💡☀️ eo aloha milalao masoandro ry Ando a... hihiAssistant Ando Charo Rabe ...
04/08/2021

📸📸Lasa hoe nisy shoot tampoka moa ilay izy...😉
💡☀️ eo aloha milalao masoandro ry Ando a... hihi
Assistant Ando Charo Rabe ☀️
Miora Andrianiaina & Andriamaniraka Stephan

Clip clip 🎬💡 Ando Charo Rabe assistant 💡💡
03/08/2021

Clip clip 🎬
💡 Ando Charo Rabe assistant 💡💡

16/07/2021

Loading ...🎞😉

Sary vitsivitsy niarahana tamin'ny Tanora Krisitianatamin'ny asabotsy 03 jolay 2021 teo teny AndohaloCollaboration avec ...
08/07/2021

Sary vitsivitsy niarahana tamin'ny Tanora Krisitiana
tamin'ny asabotsy 03 jolay 2021 teo teny Andohalo
Collaboration avec Onja Nofy Photography




📸📸📸🤴Rivo 👩‍❤️‍💋‍👨 Nokoloina👸
06/07/2021

📸📸📸
🤴Rivo 👩‍❤️‍💋‍👨 Nokoloina👸

😋
28/06/2021

😋

20/06/2021

Ho an'i dada : Mia Ratobihasina & friends
A/C : Mia
Atolotra ho an'ireo ray rehetra amin'izao andonareo izao.

🎞Prod 2018😉

asa kely be filirony...conception générique émission🎞💻💻🖥
08/06/2021

asa kely be filirony...
conception générique émission
🎞💻💻🖥

📸photo - 🎥vidéo - 🚁drôneCouverture évènement 👉👉👉 mariage - baptême - anniversaire - réunion - conférence - concert - ......
08/06/2021

📸photo - 🎥vidéo - 🚁drône
Couverture évènement 👉👉👉 mariage - baptême - anniversaire - réunion - conférence - concert - ... ...📸🎥🎞🎞

Level Up🤩🥳mbola vonona ny  hanome ny tsara kokoa hatrany😉📸🎥
02/06/2021

Level Up🤩🥳

mbola vonona ny hanome ny tsara kokoa hatrany😉📸🎥

🎥🎥🎞📸📸🎞🎞tourtournage lalandava...tsy ho voatery ho mariage ihany no ataonay ry namana sy tapaka an...Rehefa mila couvertu...
01/06/2021

🎥🎥🎞📸📸🎞🎞
tourtournage lalandava...

tsy ho voatery ho mariage ihany no ataonay ry namana sy tapaka an...
Rehefa mila couverture photo vidéo ianareo dia indreto izahay...
(mariage, baptême, anniversaire, spéctacle, concert, clip, na fetifety fotsiny koa... reportage sns...) ataonay daholo...

i Mr 🧔 sy i Mme 👩💑💍🎂🎉Mirary tokantrano sambatra ho anareo hatrany.Mankasitraka nisafidy anay.
31/05/2021

i Mr 🧔 sy i Mme 👩
💑💍🎂🎉
Mirary tokantrano sambatra ho anareo hatrany.
Mankasitraka nisafidy anay.

Efa miverina amin'ny laoniny ny MP ny page-tsika
29/05/2021

Efa miverina amin'ny laoniny ny MP ny page-tsika

Ny équipes hatramin'izay.
29/05/2021

Ny équipes hatramin'izay.

26/05/2021

Salama daholo.
Somary misy olana ny boite de réception MP ny page-tsika
Ialana tsiny indrindra ho an'ireo izay mandefa hafatra ao ...
Mandrapa ahitana vaha olana dia iangaviana ianareo mba amin'ny kaontin'i Tsiory Daniela Andrianianina no hanoratra.
Mankasitraka indrindra.

arabaina ry izy roa a... Mahareta hatramin'ny faranyStephan & Miora vodiondry sy soratra27-02-2021mankasitraka nahatoky ...
19/04/2021

arabaina ry izy roa a... Mahareta hatramin'ny farany
Stephan & Miora
vodiondry sy soratra
27-02-2021

mankasitraka nahatoky hatrany ny equipe-ny the Messeng'Art

🎥📸📺          🎞🎙🤩🎧🎤
14/04/2021

🎥📸📺 🎞🎙🤩🎧🎤

Hariva ny andro,efa reraka na ny mpakasary na ny alaina sary😝💍📹📷💑             afaka manatontosa ny fangalana sary amin'n...
13/03/2021

Hariva ny andro,
efa reraka na ny mpakasary na ny alaina sary😝💍📹📷💑


afaka manatontosa ny fangalana sary amin'ny andro malaza anareo ihany koa izahay

10/03/2021

Titre : Hombanao
A/C : Miora Andrianiaina

09/03/2021







Interview, reportage, documentaire, clip, couverture événement...Rehefa momba ny vidéo dia afaka ataonay daholo.Afaka ma...
05/07/2020

Interview, reportage, documentaire, clip, couverture événement...
Rehefa momba ny vidéo dia afaka ataonay daholo.
Afaka manantona ao amin ny MP raha toa ka mila fanazavana fanampiny

24/01/2020

somary tara kely nefa mbola ao anatin'ny fotoana ihany e...😁😁😁😜😜
🎉🎉🎉🎉BONNE ANNEE daholo🎉🎉🎉🎉

mbola mitohy foana ny tolotra couverture photo/vidéo évènement, réalisation tournage clip, Live, spot pub, reportage... sy ny location studio tournage vidéo eto amin'ny
afaka miantso ny laharana 034 99 844 01 raha toa ka mila fanazavana fanampiny

13/01/2020

mbola tohin'ilay ketrika ihany..
premiere ihany dia ohatran'ny mety aloha fa tsy mila makany amin' after
Sady ny Element tsy mety andeha

11/01/2020

Ketrika kely moramora

31/12/2019

Asa faran ny taona tratran'ny tampoka...,
... dia aleo mba alefa eto...

Afaka manao sary ho anareo izahay sahala amin'ireto.
Tsy voatery événement foana akory ... :)
Afaka miresaka aminay ao amin'ny MP raha toa ka mila ny andinindininy.

09/11/2019
Lalamasaka Hatry ny Ela

Lalamasaka Hatry ny Ela

Musics and Voice Orchestra sy ny Mpamoronkira Jesosy Mamonjy
10 nov 2019
Ao amin'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Ankorondrano.
- amin'ny 12 ora : Fampirantiana, Rakitsary, Fizarana
- amin'ny 2 ora sy 30mn : Fiderana, Tenin'Andriamanitra
Tongava soa daholo, aza adino ny mi partage amin'ny namana rehetra

25/10/2019
Musics and Voice Orchestra & Mpamoron-kira Jesosy Mamonjy 2 nov 2019

izay rehetra mikasika ny publicité dia afaka ampiandraiketinareo anay
Tournage, voix-off, conception affichage...
Mbola manana tolotra maro hafa ihany koa izahay, afaka miditra ao amin'ny hafatra miafona ianareo raha toa ka mila fanazavana fanampiny.

Sabotsy 2 nov 2019, Musics and Voice Orchestra & Dep. Famoronan-kira Hall du Palais de la Ville d’Antananarivo Analakely (Efitrano malalaky ny Lapan’ny Tanan...

Address


Telephone

0349984401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when The Messeng'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share